Fanadiovana ny tarehy @ andro alina

Nampidirin'i mmichouofficial | 15 Aog, 2015

Dia faly miarahaba anareo rehetra indray ny tenako anio. Mbola resaka fanadiovana sy fikarakarana ny tarehy ihany no atolotro anio ary mazava hoazy fa resa-behivavy izy ity :) fa raha tia mikarakara tarehy ihany koa moa ianareo lehilahy dia asaina hijery azy ihany koa.