Resa-behivavy

Nampidirin'i mmichouofficial | 12 Aog, 2015

Miarahaba atsika rehetra, mety mbola misy mahatadidy aho mpikambana t@ 2007 tato @ Serasera, efa ela dia ela tokoa aho no tsy nakato intsony fa niverina ihany fa manimanina!

Anio dia hizara video iray @nareo aho indrindra fa hoanareo vehivavy momban'ny fikarakarana ny tarehy izany. Lahatsoratro voalohany moa izy ity ka hohita eo raha mahaliana anareo izany na tsia. 

 

Dia misaotra betsaka anao mijery ary aza misalasala mametraka hevitra eo ambany raha misy fanontanina na sahala @ izany.

 

Michou


3 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Resa-behivavy"

  1. Betsaka loatra ny teny Malagasy diso fanoratra na ara-potsiika na ara-tsipelina ! Miezaha re, tompoko, mba mampiasa ataka iay tokony ho izy ny tenintsika !

    Misaotra.

    Nampidirin'i rakoto 13 Aog 2015, 07:30
  2. Betsaka loatra ny teny Malagasy diso fanoratra na ara-pitsiika na ara-tsipelina ato ! Miezaha re, tompoko, mba mampiasa araka iay tokony ho izy ny tenintsika ! Raha teny Frantsay izao no ahitana diso dia ho menatra isika koa mainka na ny tenintika !

    Misaotra.

    (Ialako tsiny fatratra fa na ilay nalefako teo aloha aza mbola nisy hadisoana niseho, nefa izaho mba miseho ho be anatra !)

    Nampidirin'i rakoto 13 Aog 2015, 07:35
  3. Misaotra an'i Rakoto nanome hevitra, inona moa ity ara-pitsiika??

    Nampidirin'i mmichouofficial 15 Aog 2015, 19:48
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype