Maquillage andavanandro

Nampidirin'i mmichouofficial | 18 Aog, 2015

Dia faly miarahaba atsika rehetra indray aho anio, ny lahatsoratra vao2 dia resaka maquillage. Ao anatin'ity maquillage andavanandro ity dia ampitako hoan'ireo izay vao hanomboka hanao maquillage, misy ny lisitry ny zavatra ilaina raha vao manomboka no fampisehoana ny fomba fampiasana azy. 

Aza misalasala mametraka fanontanina raha misy zavatra tsy azonao, dia mazotoa mijery! 

 


2 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Maquillage andavanandro"

  1. Mahaliana tokoa ny resadresaka ataon'i Michou ao amin'ny Youtube.
    Mety ho azonao atao koa ve ny manao resadresaka mikasika ny maquillage fanaon'ny lehilahy any aminareo any andafy any ?
    ( lehilahy "straight" amin'ny ankapobeny io fa tsy LGBT. )

    Nampidirin'i lerastah 18 Aog 2015, 11:26
  2. @lerastah misaotra anao nametraka hevitra, raha Hawaii manokana aloha dia tsy misy manao maquillage ny lehilahy straight atr'eto... mety ho ny fikarakarana ny tarehy (fanadiovana) angamba no samy manao na vavy na lahy dia efa napetrako ao @ fikarakarana tarehy ao izany :)

    Nampidirin'i mmichouofficial 30 Aog 2015, 09:08
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

 This is the ReCaptcha Plugin for Lifetype