Ireo Karazany 3 mahazatra fanosorana manjamaso

Nampidirin'i mmichouofficial | 30 Aog, 2015

Dia faly miarahaba anareo rehetra indray ny tenako @ alalan'ity lahatsoratra vao2 ity, araka ny hita eo @ lohateny dia resaka manjamaso indray no horesahina anio. Samy manana ny fomba fametrahany ny manjamasony ny tsiray2 fa ireto karazany 3 ireo no fahita mahazatra fanaon'ny olona. Aza misalasala manontany raha misy fanontaniana, misaotra anoa namaky sy nijery.

 

Michou

 

Maquillage andavanandro

Nampidirin'i mmichouofficial | 18 Aog, 2015

Dia faly miarahaba atsika rehetra indray aho anio, ny lahatsoratra vao2 dia resaka maquillage. Ao anatin'ity maquillage andavanandro ity dia ampitako hoan'ireo izay vao hanomboka hanao maquillage, misy ny lisitry ny zavatra ilaina raha vao manomboka no fampisehoana ny fomba fampiasana azy. 

Aza misalasala mametraka fanontanina raha misy zavatra tsy azonao, dia mazotoa mijery!